auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-06 20:47:38 +02:00 committed by root
parent 1546cb11bd
commit 967698feda
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka nirehitre tamin'Israely ny havigniran'i Yaveh. Natane nirenireny nagnodidigna ny tany efitra nandritra ny efapolo taogna ka hatamin'ny naha-rava ny taranaka abiaby ijay nagnano ratsy teo amasone areo. Indro, nisandratra teo amin'ny toeran'ny rajambenareo anareo, manahaka ny olo mpanota rahabe
Ka nirehitre tamin'Israely ny havigniran'i Yaveh. Natane nirenireny nagnodidigna ny tany efitra nandritra ny efapolo taogna ka hatamin'ny naha-rava ny taranaka abiaby ijay nagnano ratsy teo amasone areo. Indro, nisandratra teo amin'ny toeran'ny rajambenareo anareo, manahaka ny olo mpanota rahabe, mba hagnampy ny firehetan'ny havigniran'i Yaveh amin'Israely. Laha mivily amin'ny fagnarahana an'Aje anareo, die