auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 08:27:01 +02:00 committed by root
parent e5c4175984
commit 966de0a8e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Mosesy nangaike an'i Datana sy Abirama, janaka lahin'i Eliaba, fa nijaka areo hoe: "Tsy hoagne ahay. Raha kely aminao angaha ny nitondrana anay nagnanika nivôke ny tany feno ronono sy tintely, mba hamono anay agn'efitre? Ankehitriny die magniry ny tegnanao hanapaka aminay eo anao! Ho fagnampin'ijay, tsy nitondra anay tagne amin'ny tany feno ronono sy tintely Anao, na nagnome anay ny harenana sy tanim-bôloboke ho lova. Ankehitriny
Ary Mosesy nangaike an'i Datana sy Abirama, janaka lahin'i Eliaba, fa nijaka areo hoe: "Tsy hoagne ahay. Raha kely aminao angaha ny nitondrana anay nagnanika nivôke ny tany feno ronono sy tintely, mba hamono anay agn'efitre? Ankehitriny die magniry ny tegnanao hanapaka aminay eo anao! Ho fagnampin'ijay, tsy nitondra anay tagne amin'ny tany feno ronono sy tintely Anao, na nagnome anay ny harenana sy tanim-bôloboke ho lova. Ankehitriny die magniry ny hahapôke anay amin'ny fampagnantenana fôgna v