auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-30 07:51:41 +02:00 committed by root
parent 8ec68fdea5
commit 8e49345473
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo nivily areo ka nagnanike ho agny amin'ny lalagna megnagne Basana. Nivôke nanohitra an-dreo i Oga mpanjakan'i Basana, ijy sy ny tafikane, mba hiady amin-dreo agne Edrehy. Avy teo Yaveh nivoria tamin'i Mosesy hoe: "Aja matahotre an'aje, satria nomeko fandresena eo amin'ajy, ny tafikane abiaby, ary ny tanine anao. Atôvy amin'aje ijay natanao tamin'i Sihona mpanjakan'i Amorita, ijay monigna agne Hesbona." Ka nivonin-dreo ijy, ny janagne lahy, ary ny tafikane abiaby, mandra-pahafatin'ny ol
\v 33 \v 34 \v 35 Avy teo nivily areo ka nagnanike ho agny amin'ny lalagna megnagne Basana. Nivôke nanohitra an-dreo i Oga mpanjakan'i Basana, ijy sy ny tafikane, mba hiady amin-dreo agne Edrehy. Avy teo Yaveh nivoria tamin'i Mosesy hoe: "Aja matahotre an'aje, satria nomeko fandresena eo amin'ajy, ny tafikane abiaby, ary ny tanine anao. Atôvy amin'aje ijay natanao tamin'i Sihona mpanjakan'i Amorita, ijay monigna agne Hesbona." Ka nivonin-dreo ijy, ny janagne lahy, ary ny tafikane abiaby, mandra-pahafatin'ny olone abiaby. Avy teo die nalain-dreo ny tanine.