auto save
This commit is contained in:
parent
17e763c289
commit
895db1b25f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 Ny mpisorogna hametraka ny viave eo agnatrehan'Andriamanitra ka hanatake ny volo eo an-dohan'ilay viave. Hapetagne eo amin'ny tagnane ny fagnatitra voa fahatserovana, ijay fagnatitra voan'ny ahiahy. Hitagna ny rano mafaike ijay mety hitondra ojogna amin'ny tagnane ny mpisorogna. \v 19 Hametraka ilay viave hômbanin'ny fifantane ny mpisorogna ka hijaka amin'aje hoe: "Laha mbola tsy nisy lelahy hafa nagnano firesana ara-nofo taminao, sady laha tsy naniasia sy nagnano fahalotoana, die afaka amin'itoy rano mafaike ijay mety hitondra ojogna itoy.
|
||||
\v 18 Ny mpisorogna hametraka ny viave eo agnatrehan'Andriamanitra ka hanatake ny volo eo an-dohan'ilay viave. Hapetagne eo amin'ny tagnane ny fagnatitra voa fahatserovana, ijay fagnatitra voan'ny ahiahy. Hitagna ny rano mafaike ijay mety hitondra tsitsike amin'ny tagnane ny mpisorogna. \v 19 Hametraka ilay viave hômbanin'ny fifantane ny mpisorogna ka hijaka amin'aje hoe: "Laha mbola tsy nisy lelahy hafa nagnano firesana ara-nofo taminao, sady laha tsy naniasia sy nagnano fahalotoana, die afaka amin'itoy rano mafaike ijay mety hitondra tsitsike itoy.
|
Loading…
Reference in New Issue