diff --git a/09/13.txt b/09/13.txt index 840cea3..4f9d70b 100644 --- a/09/13.txt +++ b/09/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Fa ny olo ijay madio sady tsy nandia lavitre, nefa tsy mitandrigna ny Paska, ijay olo ijay die hifongorina tsy ho eo amin'ny olo satria tsy nagnatitra ny fagnatitra ijay nitakin'i Yaveh amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna ijy. Ijay olo ijay die hibata ny hadisône. Laha misy vahiny maonigna eo aminao ka mitandrigna ny Paska ho voninahitr'i Yaveh, ôka \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Fa ny olo ijay madio sady tsy nandia lavitre, nefa tsy mitandrigna ny Paska, ijay olo ijay die hifongorina tsy ho eo amin'ny olo satria tsy nagnatitra ny fagnatitra ijay nitakin'i Yaveh amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna ijy. Ijay olo ijay die hibata ny hadisône. Laha misy vahiny maonigna eo aminao ka mitandrigna ny Paska ho voninahitr'i Yaveh, ôka ijy hitandrigna an'ijay sady hagnano ny didine \ No newline at end of file