auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 10:25:27 +02:00 committed by root
parent 3b25f7165a
commit 839ccd74b1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Voriano amin'ny fokon'olo hoe: 'Manokagna tegna anareo, hômin'ny ampitso ka hihinagna hena tokôtre anareo, satria nitagny anareo ka regnin'i Yaveh. Anao nijaka hoe: "Ija ny hagnome hena hohaninay? Tsara taminay ny tany Egypta." Noho ijay Yaveh die hagnome hanina hônareo, ka hihinagna an'ijay anareo. Tsy hihinagna hanina mandritra ny indraika andro, roe andro, dimy andro, folo andro, na rôpolo andro fotsi
Voriano amin'ny fokon'olo hoe: 'Manokagna tegna anareo, hômin'ny ampitso ka hihinagna hena tokôtre anareo, satria nitagny anareo ka regnin'i Yaveh. Anao nijaka hoe: "Ija ny hagnome hena hohaninay? Tsara taminay ny tany Egypta." Noho ijay Yaveh die hagnome hanina hônareo, ka hihinagna an'ijay anareo. Tsy hihinagna hanina mandritra ny indraika andro, roe andro, dimy andro, folo andro, na rôpolo andro fotsine anareo, fa hihinagna hanina mandritra ny ray volagna manontolo mandra-pivoaha