auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-30 10:32:38 +02:00 committed by root
parent dbdde196ee
commit 81101e72ea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha teo amin'ny tampon-kavôna ijy, die nihaogna tamin'aje Andriamanitra, ka hoy Balama tamin'aje: "Efa nambôtre alitara fito iaho, sady efa nagnome ahombilahy raike sy ondry raike laha teo amin'ny kiraidraike." Nametraka hafatre teo am-bavan'i Balama i Yaveh ka nijaka hoe: "Mipodiàna agne amin'i Balaka ka mivoriana amin'aje." Ka die nipody tagne amin'i Balaka i Balama, ijay
\v 4 Laha teo amin'ny tampon-kavôna ijy, die nihaogna tamin'aje Andriamanitra, ka hoy Balama tamin'aje: "Efa nambôtre alitara fito iaho, sady efa nagnome ahombilahy raike sy ondry raike laha teo amin'ny kiraidraike." \v 5 Nametraka hafatre teo am-bavan'i Balama i Yaveh ka nijaka hoe: "Mipodiàna agne amin'i Balaka ka mivoriana amin'aje." \v 6 Ka die nipody tagne amin'i Balaka i Balama, ijay nitsangagna teo akekin'ny fagnatitra orôna, ary ny mpitarika an'i Moaba abiaby die niaraka tamin'aje.