auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-01 14:22:56 +02:00 committed by root
parent 8bd4237aba
commit 7fdce0f812
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka hoy Balama namaly an'i Balaka hoe: "Nivorianiko tamin'ny mpitondra hafatre ijay nalefanao tatoy amin'ahe fa: 'Na die nagnome ny lapane feno volafotsy sy volamena an'ahe aja i Balaka, die tsy afaka hihôtre ny jakan'i Yaveh sy ny raha ratsy na tsara, na ny raha tiako hamboarina iaho. Ijay nivorianin'i Yaveh an'ahe mandy no ajoko vorianina.' Tsy nijakaiko tamin-dreo ve i
\v 12 \v 13 \v 14 Ka hoy Balama namaly an'i Balaka hoe: "Nivorianiko tamin'ny mpitondra hafatre ijay nalefanao tatoy amin'ahe fa: 'Na die nagnome ny lapane feno volafotsy sy volamena an'ahe aja i Balaka, die tsy afaka hihôtre ny jakan'i Yaveh sy ny raha ratsy na tsara, na ny raha tiako hamboarina iaho. Ijay nivorianin'i Yaveh an'ahe mandy no ajoko vorianina.' Tsy nijakaiko tamin-dreo ve ijay? Ka indro ankehitriny, hipody agne amin'ny fokon'oloko iaho. Kanefa mamelà an'ahe anao hampitandrigna anao ijay hatan'ireo fokon'olo ireo amin'ny fokon'olonao amin'ny andro ho avy."