@ -1 +1 @@
Avy eo mita
Avy eo mitakia hetra amin'ny miaramila ijay nienga an'ady mba homena an'Ahe. Ijay hetra ijay die tsy mentsy raike isan-dimanjato, na olo, biby fiompy, boriky, ondry, na osy.