auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-08 13:33:52 +02:00 committed by root
parent 1f9871431d
commit 6d1e2430d2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Die nandidy ny fokon'olon'Israely i Mosesy ka nagnano hoe: "Itoy ny tany ijay ho ajonareo amin'ny filokana, ijay efa nididin'i Yaveh homena hôn'ny foko sivy sy ny asasaky ny foko. Ny fokon'ny taranak'i Robena, araka ny fanondroam-panagnana hôn'ny fokon-drajan
Die nandidy ny fokon'olon'Israely i Mosesy ka nagnano hoe: "Itoy ny tany ijay ho ajonareo amin'ny filokana, ijay efa nididin'i Yaveh homena hôn'ny foko sivy sy ny asasaky ny foko. Ny fokon'ny taranak'i Robena, araka ny fanondroam-panagnana hôn'ny fokon-drajan-dreo, ary ny fokon'ny taranak'i Gada, araka ny fanondroam-panagnana hôn'ny fokon-drajan-dreo, ary ny asasa-pokon'i Manase abiaby efa nandray ny tanin-dreo. Io