auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-30 10:27:39 +02:00 committed by root
parent a3d782ccd7
commit 5f6c5653c8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha teo amin'ny tampon-kavôna ijy, die nihaogna tamin'aje Andriamanitra, ka hoy Balama tamin'aje: "Efa nambôtre alitara fito iaho, sady efa nagnome ahombilahy raike sy ondry raike tla
Laha teo amin'ny tampon-kavôna ijy, die nihaogna tamin'aje Andriamanitra, ka hoy Balama tamin'aje: "Efa nambôtre alitara fito iaho, sady efa nagnome ahombilahy raike sy ondry raike laha teo amin'ny kiraidraike." Nametraka hafatre teo am-bavan'i Balama i Yaveh ka nijaka hoe: "Mipodiàna agne amin'i Balaka ka mivoriana amin'aje." Ka die nipody tag