auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 18:11:11 +02:00 committed by root
parent b21776f57c
commit 5f6bbacbb8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ijay madio die hagnavory ny lakevognan'ny ahomby vavy kely ka hametraka an'ijay eo amin'ny toerana madio avelagn'ny toby. Io lakevogna io die hampirimina hôn'ny fiaraha-monignan'ny fokon'olon'Israely. Hagnafangaro ny lakevogna amin'ny rano fagnadiovana amin'ny areo, satria
Ny ijay madio die hagnavory ny lakevognan'ny ahomby vavy kely ka hametraka an'ijay eo amin'ny toerana madio avelagn'ny toby. Io lakevogna io die hampirimina hôn'ny fiaraha-monignan'ny fokon'olon'Israely. Hagnafangaro ny lakevogna amin'ny rano fagnadiovana amin'ny fahotana areo, satria ny lakevogna die laha tamin'ny fagnatitra noho ny ota. Ijay nagnavory ny lakevognan'ny ahomby vavy kely die hanasa ny akanjone. Hitoboke maloto mandra-pahaligna Ijy. Ijay