auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 09:44:49 +02:00 committed by root
parent 376f7e743a
commit 5042eb6f34
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka hoy Mosesy hoe: "Miaraka amin'olo 600.000 iaho, sady hoy Anao hoe: 'Hagnome hanina hôn-dreo Iaho mandritra ny iray volagna.' Tokone hamono ny ondry amban'osy sy ny ahomby ve jany ahay hampifaliena an-dreo?
\v 21 \v 22 \v 23 Ka hoy Mosesy hoe: "Miaraka amin'olo 600.000 iaho, sady hoy Anao hoe: 'Hagnome hanina hôn-dreo Iaho mandritra ny iray volagna.' Tokone hamono ny ondry amban'osy sy ny ahomby ve jany ahay hampifaliena an-dreo? Tokone hamintagna ny trondro abiaby ao amin'ny ranomasina ve ahay mba hampifaliena an-dreo?" Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Fohika ve ny tagnako? Ijao die ho hitanao laha marina ny jakako na tsiare."