auto save
This commit is contained in:
parent
6a6868e095
commit
5015bb5e6b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka die mivoria Iaho fa tsy hahita ny tany ijay nifantako tamin'ny rajambene tokôtre areo. Tsy misy na raike amin-dreo nagnano tsinotsino an'Ahe hahita ijay, hafa-tsy Kaleba mpanompoko, satria managna fagnahy hafa ijy. Efa nagnaraka an'Ahe tanteraka ijy; die hitondra an'aje ao
|
||||
Ka die mivoria Iaho fa tsy hahita ny tany ijay nifantako tamin'ny rajambene tokôtre areo. Tsy misy na raike amin-dreo nagnano tsinotsino an'Ahe hahita ijay, hafa-tsy Kaleba mpanompoko, satria managna fagnahy hafa ijy. Efa nagnaraka an'Ahe tanteraka ijy; die hitondra an'aje ao amin'ny tany ijay nandihanane hisafoina Iaho. Hangala an'ijay ho fanagnane ny taranakane. (Ka ny Amalekita sy Kananita die nonigna tagne)
|
Loading…
Reference in New Issue