auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-08 13:33:52 +02:00 committed by root
parent da330ddca1
commit 4919a9ea23
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'ijay toe-draha ijay, die hitsara ny vôtory sy ny mpamaly rà amin'ny fototr'io lalàna io ny fiaraha-monigna. Tsy mentsy mamonjy ny vôtory amin'ny fahefan'ny mpamaly rà ny fiaraha-monigna. Ny fiaraha-monigna die tsy mentsy hagnampody ny vôtory agne amin'ny tanàna felofana ijay nilefane tagne am-bôlohane. Honigna agne ijy mandra-pahafatin'ny mpisorognabe amin'ijay fotôgna, ilay tokagna ijay vôhosotre tamin'ny
\v 24 Amin'ijay toe-draha ijay, die hitsara ny vôtory sy ny mpamaly rà amin'ny fototr'io lalàna io ny fiaraha-monigna. \v 25 Tsy mentsy mamonjy ny vôtory amin'ny fahefan'ny mpamaly rà ny fiaraha-monigna. Ny fiaraha-monigna die tsy mentsy hagnampody ny vôtory agne amin'ny tanàna felofana ijay nilefane tagne am-bôlohane. Honigna agne ijy mandra-pahafatin'ny mpisorognabe amin'ijay fotôgna, ilay tokagna ijay vôhosotre tamin'ny diloilo masina.

File diff suppressed because one or more lines are too long