auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-05 18:26:19 +02:00 committed by root
parent 8643b5b9ac
commit 44818247ac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'ny andro faheninan'ny fivoriana, die tsy mentsy magnome ahombilahy valo, ondrilahy roe,,ar
\v 29 Amin'ny andro faheninan'ny fivoriana, die tsy mentsy magnome ahombilahy valo, ondrilahy roe, ary janak'ondry lahy herintaogna efatre ambin'ny folo, samby tsy manan-kilema anareo. \v 30 Tsy mentsy amperahinareo amin'io ny fagnatitra hohanina, ny fagnatitra nomina hôn'ny ahombilahy, hôn'ny ondrilahy, sy hôn'ny janak'ondry, mamboara fagnatitra rahabe araka ijay vôdidy. \v 31 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra nomina amin'ijay anareo.