auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 15:32:23 +02:00 committed by root
parent ed3754afb5
commit 4041e09618
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny fagnatitra masina abiaby ijay omen'olo amin'i Yaveh, die efa nomeko anao, sy ny janakao lahy ary ny janakao viave miaraka aminao, ho jara mitohitohy. Fagnikena maharitra mandrakijay amin'ny sira ijay, fagnikena mamehe mandrakijay, eo agnatrehan'i Yaveh h
Ny fagnatitra masina abiaby ijay omen'olo amin'i Yaveh, die efa nomeko anao, sy ny janakao lahy ary ny janakao viave miaraka aminao, ho jara mitohitohy. Fagnikena maharitra mandrakijay amin'ny sira ijay, fagnikena mamehe mandrakijay, eo agnatrehan'i Yaveh hônao sy ny taranakao miaraka aminao." Hoy Yaveh tamin'i Arona: "Tsy hanagna lova ao amin'ny tanin'ny fokon'olo anao, na hanagn'anjara amin'ny fanagnana eo amin'ny fokon'olo