auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-24 08:10:41 +02:00 committed by root
parent f5abb93a3e
commit 3ed0091759
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy mentsy mangala ny fitôvana hesana abiaby agne amin'ny toerana masina areo ka mamogno an'ijay ao agnatin'ny lamba manga. Tsy mentsy manarogna an'ijay amin'ny hodi-takasy areo ka mametrake ny fitôvam-pesana eo amin'ny rafitra filanjana. Tsy mentsy mangala ny lakevogna amin'ny alitara areo ka mametrake lamba volomparasy eo amin'ny alitara. Tsy mentsy apetrakan-dreo ny rafitra filanjana ny fitôvam-pesana abiaby ijay ampesain-dreo amin'ny asan'ny alitara. Ireo fitôvana ireo die ny fitondrana afo, fitreby, lapelina,
Tsy mentsy mangala ny fitôvana hesana abiaby agne amin'ny toerana masina areo ka mamogno an'ijay ao agnatin'ny lamba manga. Tsy mentsy manarogna an'ijay amin'ny hodi-takasy areo ka mametrake ny fitôvam-pesana eo amin'ny rafitra filanjana. Tsy mentsy mangala ny lakevogna amin'ny alitara areo ka mametrake lamba volomparasy eo amin'ny alitara. Tsy mentsy apetrakan-dreo ny rafitra filanjana ny fitôvam-pesana abiaby ijay ampesain-dreo amin'ny asan'ny alitara. Ireo fitôvana ireo die ny fitondrana afo, fitreby, lapelina,vilia famafajana. ary ny fitôvam-pesana