auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-08 13:33:52 +02:00 committed by root
parent 7394b3d76c
commit 3e0df1950f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpamaly rà die mety hamono ny mpamono olo.,Laha mifanepaka amin'aje ijy, die hamono an'aje ny mpamaly rà. Laha mandraha ny hafa amin'ny fankahalàna na mitily raha amin'aje ijy, laha mivony mba hitologna handraha an'aje, die ho faty ny lasibany, na laha mandraha an'a
\v 19 Ny mpamaly rà die mety hamono ny mpamono olo.,Laha mifanepaka amin'aje ijy, die hamono an'aje ny mpamaly rà. \v 20 Laha mandraha ny hafa amin'ny fankahalàna na mitily raha amin'aje ijy, laha mivony mba hitologna handraha an'aje, die ho faty ny lasibany, \v 21 na laha mandraha an'aje amin'ny fankahalàna amin'ny tagnane ka mahafaty ny lasibatra die hivonina tokôtre ny vôtory ijay nandraha an'aje. Mpamono olo ijy. Ny mpamaly rà die hamono ny mpamono olo laha mifanepake amin'aje ijy.