diff --git a/34/16.txt b/34/16.txt new file mode 100644 index 0000000..a404594 --- /dev/null +++ b/34/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: "Itoy aby ny agnaran'ny lelahy ijay hijara ny tanin'ny lovanareo: Eleazara mpisorogna sy Josoa janak'i Nona. Ôka anao hifidy mpitarika raike aby isaky ny foko mba hijara ny tany hôn'ny fianak \ No newline at end of file