auto save
This commit is contained in:
parent
034c850678
commit
2d31386d20
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Na ija na ija mikasika fatin'olo die haloto mandritra ny fito andro. Ijay olo ijay die tsy mentsy magnadio ny tegnane amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito. Die hadio ijy. Fa laha tsy magnadio ny tegnane amin'ny andro fahatelo ijy, die tsy hadio ijy amin'ny andro fahafito. Na ija na ija mikasika fatin'olo, ny vatagn'olo ijay efa maty, ka tsy madio ny tegnane- ijay olo ijay die mandoto ny tabernakelin'i Yaveh
|
||||
Na ija na ija mikasika fatin'olo die haloto mandritra ny fito andro. Ijay olo ijay die tsy mentsy magnadio ny tegnane amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito. Die hadio ijy. Fa laha tsy magnadio ny tegnane amin'ny andro fahatelo ijy, die tsy hadio ijy amin'ny andro fahafito. Na ija na ija mikasika fatin'olo, ny vatagn'olo ijay efa maty, ka tsy madio ny tegnane- ijay olo ijay die mandoto ny tabernakelin'i Yaveh. Ijay olo ijay die hifongorina eo amin'Israely satria tsy nafafy tamin'aje ny rano hôn'ny fahalotoana. Hitoboke maloto ijy; ny f
|
Loading…
Reference in New Issue