auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-05 18:26:19 +02:00 committed by root
parent 37897915fd
commit 2d271186e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'ny andro fahefatry ny fivoriana, die tsy mentsy hagnome ahombilahy folo, ondrilahy roe, ary janak'ondry lahy herintaogna efatre ambin'ny folo, samby tsy manan-kilema anareo. Tsy mentsy amperahinareo amin'io ny fagnatitra hohanina, ny fagnatitra nomina hôn'ny ahombilahy,
\v 23 Amin'ny andro fahefatry ny fivoriana, die tsy mentsy hagnome ahombilahy folo, ondrilahy roe, ary janak'ondry lahy herintaogna efatre ambin'ny folo, samby tsy manan-kilema anareo. \v 24 Tsy mentsy amperahinareo amin'io ny fagnatitra hohanina, ny fagnatitra nomina hôn'ny ahombilahy, hôn'ny ondrilahy, sy hôn'ny janak'ondry, mamboara fagnatitra rahabe araka ijay vôdidy. \v 25 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra aidiny anareo.