auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-04 18:38:41 +02:00 committed by root
parent b27b0ebf8c
commit 26743008a8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy mentsy homenareo miaraka amin'io ny fagnatitra hohanina, koba tsara toto vôharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha hôn'ny ahombilahy, roe ampahafolone hôn'ny ondrilahy,
Tsy mentsy homenareo miaraka amin'io ny fagnatitra hohanina, koba tsara toto vôharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha hôn'ny ahombilahy, roe ampahafolone hôn'ny ondrilahy, ka ampahafolon'ny efaha hôn'ny kiraidraike amin'ny janak'ondry fito. Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana anareo. Ho fagnampin'ny fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnavotana, ny