diff --git a/21/24.txt b/21/24.txt index f293582..f8bb2e4 100644 --- a/21/24.txt +++ b/21/24.txt @@ -1 +1 @@ -Nanafika ny tafik'i Sihona tamin'ny lelan-tsabatra ny Israely sady nangala ny tanin-dreo laha teo Arnona ka hatagne amin'ny renirano Jaboka, hatagne amin'ny tanin'ny fokon'olon'i Amona. Ary mafy ny fari-tanin'ny fokn'olon'i Amona. Nangala ny tanànan'ny Amorita abiaby ny Israely ka nitoboke tao a \ No newline at end of file +Nanafika ny tafik'i Sihona tamin'ny lelan-tsabatra ny Israely sady nangala ny tanin-dreo laha teo Arnona ka hatagne amin'ny renirano Jaboka, hatagne amin'ny tanin'ny fokon'olon'i Amona. Ary mafy ny fari-tanin'ny fokn'olon'i Amona. Nangala ny tanànan'ny Amorita abiaby ny Israely ka nitoboke tao amin'ijy abiaby, isan'ijay Hesboba sy ny jana-bohitrane abiaby. Hesbona ny tanànan'i Sihona mpanjakan'ny Amorita, ijay niady tamin'ny mpanjakan'i Moaba teo alohake. Nalain'i Sihona abi \ No newline at end of file