auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 07:36:23 +02:00 committed by root
parent be742c8776
commit 22807da010
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Die nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh ka nijaka hoe: "Mivoriana amin'i Eleazara janaka lahin'i Arona mpisorogna ka ôka ijy hamono ny afo amin'ny fagnorôna ditin-kajo magnitre, fa ny fitond
Die nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh ka nijaka hoe: "Mivoriana amin'i Eleazara janaka lahin'i Arona mpisorogna ka ôka ijy hamono ny afo amin'ny fagnorôna ditin-kajo magnitre, fa ny fitondran'afo die vôtokagna hôn'Ahe. Die abilay ijy hagnaparitake ny betrak'afo agne alavitre. Alay ny fitondran'afon'ijay namoy ny aigne nohon'ny fahotane.