auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-04 18:38:41 +02:00 committed by root
parent 7c744c0296
commit 21ca590484
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'ny andro fahafolon'ny volagna fahafito die tsy mentsy hisy fivoriana masina hankalajana an'i Yaveh.
Amin'ny andro fahafolon'ny volagna fahafito die tsy mentsy hisy fivoriana masina hankalajana an'i Yaveh. Tsy mentsy hanetry ny tegnanareo anareo ka tsy hiasa. Tsy mentsy magnome fagnatitra orôna mba hahatonga hagnitre mamerovero hôn'i Yaveh anareo. Tsy mentsy magnome vatotr'ahombilahy raike, ondrilahy raike, ary janak'ondry lahy fito herintaogna anareo. Tokone samby