diff --git a/16/47.txt b/16/47.txt index a00b9fa..c929ab2 100644 --- a/16/47.txt +++ b/16/47.txt @@ -1 +1 @@ -Die nagnano araka ijay natoron'i Mosesy i Arona. Nihajakajake ho eo ag \ No newline at end of file +Die nagnano araka ijay natoron'i Mosesy i Arona. Nihajakajake ho eo agnivon'ny fivondrognana ijy. Efa nanomboka niparita nalaky teo amin'ny olo ny areti-mandripake, ka nampidirine ny ditin-kajo magnitre ka nagnano fagnavotana hôn'ny olo ijy. Nitsangagna teo agnivon'ny velogna sy ny maty i Arona; ka tamin'ijay die nijanogna n \ No newline at end of file