auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 10:05:27 +02:00 committed by root
parent 4c16ffa47c
commit 1cd3ef9fd0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy Mosesy tamin'i Yaveh hoe: "Nagnino Anao no mampijaly ny mpanomponao? Nagnino Anao no tsy faly amin'ahe? Nampibatanao ny enta-mavesatr'ireo olo ireo iaho. Iaho ve ny namorogna ny olo abiaby io? Iaho ve niteraka an-dreo no hivoriananao amin'ahe hoe: 'Totroy
Hoy Mosesy tamin'i Yaveh hoe: "Nagnino Anao no mampijaly ny mpanomponao? Nagnino Anao no tsy faly amin'ahe? Nampibatanao ny enta-mavesatr'ireo olo ireo iaho. Iaho ve ny namorogna ny olo abiaby io? Iaho ve niteraka an-dreo no hivoriananao amin'ahe hoe: 'Totroy eo an-tratranao hôtran'ny fitrotroana jaja areo?'