@ -0,0 +1 @@
Ka nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy hoe: "Mivoriana amin'ny fokon'olon'Israely ka jakay areo hoe: 'Laha menga agne amin'ny tany ijay hipitrahanareo anareo, die ijay homen'i Yaveh anareo, die hagnonagna