auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-06 18:19:01 +02:00 committed by root
parent 9bdc8170bd
commit 13542f6ac4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny volamena abiaby tamin'ny fagnatitra ijay nomen-dreo an'i Yaveh- ny fagnatitra laha tamin'ny mpifehy ny arivo sy laha tamin'ny mpifehy ny jato- die milanja sekely 16
Ny volamena abiaby tamin'ny fagnatitra ijay nomen-dreo an'i Yaveh- ny fagnatitra laha tamin'ny mpifehy ny arivo sy laha tamin'ny mpifehy ny jato- die milanja sekely 16.750. Ny miaramila kiraidraike die samby nangala babo, olo kiraidraike hôn'ny tegnane. Mosesy sy Eleazara mpisorogna die nangala volamena laha tamin'ny mpifehy ny arivo sy ny kapitenin'ny jato. Nindôsin-dreo tao amin'ny tragno lay fihôgnana