auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-01 14:22:56 +02:00 committed by root
parent 210d176644
commit 10af21baa3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka die nihaogna tamin'i Balama i Yaveh ka nametraka hafatre teo am-bavane. Hoy Ijy hoe: "Mipodiana agne amin'i Balaka ka alefaso amin'aje ny hafatro." Nipody tamin'aje tagne i Balama, ka io, nitsangagna takekin'ny fagnatitra orôna te
Ka die nihaogna tamin'i Balama i Yaveh ka nametraka hafatre teo am-bavane. Hoy Ijy hoe: "Mipodiana agne amin'i Balaka ka alefaso amin'aje ny hafatro." Nipody tamin'aje tagne i Balama, ka io, nitsangagna takekin'ny fagnatitra orôna teo ijy, niaraka tamin'aje ny mpitarik'i Moaba. Die hoy Balaka tamin'aje: "Ino ny nivorianin'i Yaveh?. Natombok'i Balama ny faminaniane. Hoy ijy hoe: "Mitsangàna, ry Balaka, ka