auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-24 08:10:41 +02:00 committed by root
parent 9c5b62a7b6
commit 0dcfc890cd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Nivoria tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh. Hoy ijy hoe: "Manôva fagnisana an'ireo lelahin'ny taranak'i Kehata eo amin'ny Levita,araka ny fokon-dreo sy ny rajamben'ny havan-dreo. Isay ny lelahy abiaby ijay telopolo hatamin'ny dimampolo taogna. Ireo lelahy ireo die tsy mentsy magnatevin-daharana ny antoko
\v 1 \v 3 \v 4 Nivoria tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh. Hoy ijy hoe: \v 2 "Manôva fagnisana an'ireo lelahin'ny taranak'i Kehata eo amin'ny Levita,araka ny fokon-dreo sy ny rajamben'ny havan-dreo. Isay ny lelahy abiaby ijay telopolo hatamin'ny dimampolo taogna. Ireo lelahy ireo die tsy mentsy magnatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana. Ny taranak'i Kehata die tsy mentsy mikarakara ny raha masina indrindra natokagna hôn'Ahe ao amin'ny tragno lay fihôgnana.