plt-x-tanala_num_text_reg/11/28.txt

1 line
326 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 07:44:49 +00:00
Josoa janaka lahin'i Nona, mpagnampin'i Mosesy, raike tamin'ny lelahy vôfidine, die nijaka tamin'i Mosesy hoe: "Ry Mosesy tompoko, sakagny areo." Hoy Mosesy tamin'aje hoe: "Saro-piaro nohon'ny amin'ahe ve anao? Magniry iaho laha mba mpaminagny aby ny fokon'olon'i Yaveh abiaby ka hametraka ny Fagnahine amin'ijy abiaby io Ijy