plt-x-tanala_num_text_reg/24/17.txt

1 line
259 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-01 12:22:57 +00:00
\v 17 Mahita an'Aje iaho, fa tsy eto Ijy ijao. Mijaha an'Aje iaho, fa tsy marivo eto Ijy. Hisy kintagna hivôka laha tamin'i Jakoba, ary tehim-panjakana hisandratre laha tamin'Israely. Hanorotoro ny mpitarik'i Moaba ijy sady hamotoka ny taranak'i Seta abiaby.