Nagnaraka ny lelahy Israelita tao agnaty tragno lay ijy ka nagnatroboka ny lefogna tamin'ny vatagnan'ijy roe io, na ny lelahy Israelita na ny viave. Ka die nijanogna ny areti-mandripake ijay nalefan'Andriamanitra tamin'ny