plt-x-tanala_num_text_reg/15/27.txt

1 line
460 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-29 05:36:23 +00:00
\v 27 \v 28 \v 29 Laha magnota tsy kinahy ny olo raike, tokone hagnome osy vavy herintaogna ho fagnatitra noho ny ota ijy. Tokone hambôtre fagnavotana eo agnatrehan'i Yaveh ny mpisorogna hôn'ny olo ijay nagnota tsy kinahy. Ho vôvela heloka ijay olo ijay laha vita ny fagnavotana. Tokone hanagna lalàna mitovy anareo hôn'ijay magnano raha tsy kinahy, lalàna mitovy hôn'ijay tera-tany eo amin'ny fokon'olon'Israely sy ny vahiny ijay mitoboke amin-dreo eo.