plt-x-tanala_num_text_reg/01/24.txt

1 line
259 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-22 17:10:30 +00:00
\v 24 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Gada, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 25 Niisa 45.650 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Gada.