plt-x-tanala_num_text_reg/14/11.txt

1 line
377 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 11:43:11 +00:00
\v 11 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Mandra-pahoviena ny hamboaran'itoy fokon'olo itoy tsinotsino an'Ahe? Mandra-pahoviena ny tsy hatokisan-dreo an'Ahe, na die teo aja ny famantarana ny heriko abiaby ijay efa natako teo amin-dreo? \v 12 Handrahan-dreo amin'ny areti-mandripake Iaho, ka hanangana firenena ijay ho makadiry sady mahery noho an-dreo laha tamin'ny fokonao mandy Iaho."