2021-10-07 07:51:52 +00:00
|
|
|
\v 23 Fa laha tsy magnano an'ijay anareo, indro, hagnota amin'i Yaveh anareo. Fantaro tsara fa hahita anareo ny helokareo. \v 24 Manangàna tanàna hôn'ny havanareo ary fefy hôn'ny ondrinareo; avy teo die amboary ijay nivorianinareo." \v 25 Nivoria tamin'i Mosesy ny taranak'i Gada sy Robena ka nijaka hoe: "Hagnano araka ijay nandidianao ny mpanomponao, ry tomponay.
|