plt-x-tanala_num_text_reg/07/10.txt

1 line
279 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-25 04:36:45 +00:00
Nagnome ny fagnomejane ny mpitarika mba hôn'ny fitokagnana ny alitara tamin'ny andro ijay nagnosoran'i Mosesy ny alitara. Nagnome ny sorognane teo alohakan'ny alitara ny mpitarika. Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Ôka ny mpitarika kiraidraike hagnome ny sorognane amin'ny androne