plt-x-tanala_num_text_reg/07/15.txt

1 line
346 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-25 04:36:45 +00:00
\v 15 Nagnome vatotr'ahombilahy raike, ondry raike, ary janak'ondry lahy herintaogna, ho fagnatitra orôna ijy. \v 16 Nagnome osilahy ho fagnatitra nohon'ny ota ijy. \v 17 Nagnome ahomby roe, ondry dimy, osilahy dimy, ary janak'ondry lahy dimy ijay herintaogna, ho sorogna hatao fagnati-pihavagnana ijy. Ijay ny sorogn'i Nasona janak'i Aminadaba.