plt-x-tanala_num_text_reg/16/15.txt

1 line
640 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-29 05:36:23 +00:00
\v 15 Vignitra mahare i Mosesy ka nijaka tamin'i Yaveh hoe: "Aja magneky ny fagnatitrane. Tsy nangala na apondra raike tamin-dreo iaho, sady tsy nagnano ratsy na ny raike tamin-dreo aja."\v 16 Ka nijaka tamin'i Kora i Mosesy hoe: "Ampitso die tsy mentsy handeha eo agnatrehan'i Yaveh anao sy ny tarikanao- anao sy areo, ary Arona. \v 17 Sambe mangala ny fitondran'afone anareo kiraidraike ka magnisy ditin-kajo magnitre ao amin'ijay. Avy teo die tokone hitondra ny fitondran'afone eo alohakan'i Yaveh aby ny kiraidraike, fitondran'afo dimampolo sy rônjato. Anao sy Arona, mandy koa, die tokone hitondra ny fitondran'afonareo kiraidraike."