plt-x-tanala_num_text_reg/03/11.txt

1 line
471 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-23 17:11:38 +00:00
\v 11 Nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy hoe: \v 12 "Indro, efa nangala ny Levita hatamin'ny vahôkan'Israely Iaho. Ijany ny natako laha tokone nangala ny lahimatoa kiraidraike ijay terake tamin'ny fokon'olon'Israely. An'Ahe ny Levita.\v 13 An'Ahe ny vôlohan-teraka abiaby. Tamin'ny andro nandrahako ny lahimatoa abiaby tagne amin'ny tany Egypta, ny nanokanako hôn'Ahe ny vôlohan-terak'Israely abiaby, na ny fokon'olo na ny biby fiompy. An'Ahe io. Iaho no Yaveh."