2021-10-04 16:38:41 +00:00
|
|
|
\v 3 Tsy mentsy jakainao mandy koa areo hoe: "Ijao ny fagnatitra natao tamin'ny afo ijay tsy mentsy omenao hôn'i Yaveh- janak'ondry lahy herintaogna tsy manan-kilema, roe isan'andro, ho fagnatitra orôna mahajatre. \v 4 Janak'ondry raike ny tsy mentsy omenao amin'ny maraigna, ka janak'ondry raike hafa die tsy mentsy omenao amin'ny hariva. \v 5 Tsy mentsy magnome koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, mifangaro diloilo vôkapoka raike ampahefatry ny hina ho fagnatitra hohanina anao.
|