\v 1 Nivoria tamin'i Mosesy sy Arona indraike i Yaveh. Hoy ijy hoe: \v 2 "Ny Israelita kiraidraike aby die tsy mentsy mitoby magnodidigna ny vondrogne aby, miaraka amin'ny fagnevan'ny ankohonan'iaban-dreo. Hitoby magnodidigna ny lafin'ny tragno lay fihôgnana abiaby areo.