plt-x-tanala_num_text_reg/19/03.txt

1 line
555 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-29 16:11:11 +00:00
\v 3 Omeo an'i Eleazara mpisorogna ny ahomby vavy kely. Hitondra an'ijay agne avelagn'ny toby ijy, ka hisy olo hamono an'ijay eo alohakane.\v 4 Eleazara mpisorogna die hangala kitike amin'ny ràn'ijay amin'ny tagnane ka hamafy an'ijay impito eo alohakan'ny tragno lay fihôgnana. \v 5 Ny mpisorogna hafa die hagnoro ny ahomby vavy kely eo amasone. Hagnoro ny hodine, ny nofone, ary ny ràne miaraka amin'ny taine ijy. \v 6 Ôka ny mpisorogna hangala hajo sedera, hysopa, sy volon'ondry mena, ka hagnatily an'ijay eo agnivon'ny ahomby vavy kely mirehitre.