plt-x-tanala_num_text_reg/24/23.txt

1 line
398 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-01 12:22:57 +00:00
\v 23 Ka nanomboka ny faminaniane farane i Balama. Hoy ijy hoe: "Loja! Ija ny ho velogna laha hagnano an'ijay Andriamanitra? \v 24 Hisy sambo ho avy laha tagne amin'ny sisign'i Kitima; hanafika an'i Asyria sady handresy an'i Ebera areo, kanefa, die ho fahapotehana mandy koa ny hefaran-dreo." \v 25 Avy teo die nagnanike i Balama ka nienga. Nody tagne an-dragnone ijy, ka nienga mandy koa i Balaka.