\v 6 Manahaka ny lohasaha ny fiparitahan'ireo, manahaka ny saha egne amoron'ny renirano, manahaka ny vahogna ijay nambolen'i Yaveh, manahaka ny sedera amoron-drano.