plt-x-tanala_num_text_reg/23/13.txt

1 line
335 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-01 12:22:56 +00:00
Ka hoy Balaka tamin'aje: "Mba meraha amin'ahe ho agne an-toeran-kafa ijay hahafahanao mahita an-dreo. Ho hitanao ny marivo indrindra amin'ireo, fa tsy ijy abiaby. Agne ny hanitsihanao an-dreo hôn'ahe." Ka die nindôsine tao amin'ny harenan'i Zofima i Balama, teo an-tampon'ny Tagnambognan'i Pisga, ka nagnorigna alitara fito hafa ijy.