plt-x-tanala_num_text_reg/35/22.txt

1 line
413 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-08 11:33:52 +00:00
\v 22 Fa laha mandraha ny lasibatra tampoke ny olo vôtory ka tsy nisy fagnomagnana melohake nohon'ny fankahalàna na mitily raha ijay hahavoa ny lasibatra ka tsy niandriandry nitologna \v 23 na laha mitily vato ijay mety hahafaty ny lasibatra nefa nefa tsy hitane ny lasibatra, die ho fahavalon'ny lasibatra ny vôtory; tsy nirembe handratra ny vôndraha ijy. Fa hôtran'ijao ny amboarina laha maty ny lasibatra.